Oui ? Oui, petite razzia bien en règle sur ces cimetières, celui d’Anosiala du moins, pour désosser tout ce qui est chape de béton et piquer les fers ronds.
Ny mpampanao fasana namadika sifra, ny mpanao fasana namadika sifra, ny fasana navadika sifra… ny taolambalo mbola havadika sifra. Halala, havadika sifra i Madagasikara iray manontolo atsy ho atsy.
Nifin'Akoho dans Roland Garros : jolies finales: “Explosive tokoa e. Resy lay nalaiko fa na izany ary niady sady ela loatra ny lalao.” 08/06/2025 à 22:29
elman dans Roland Garros : jolies finales: “Deuxième affiche ce dimanche tout à l’heure à 15:00 chez les hommes, avec cette finale explosive entre Jannik Sinner et…” 08/06/2025 à 22:05
petakaman dans Roland Garros : jolies finales: “Misy farany sy fetrany daholo ny zava-drehetra ety ambony tany, rien n’est éternel malgré nos attachements à la permanence des…” 08/06/2025 à 19:49
Nifin'Akoho dans Ce qui me fait marrer le plus en 2025 ?: “Tadidinareo ve ny nanaovan’ireo an’i Jirama tam vao avy nanongam-pankajana ? Mety atao mora noho io hono ny jiro sy…” 08/06/2025 à 16:23
Nifin'Akoho dans Roland Garros : jolies finales: “Hatramin’ny farany za naka an’i Coco. Lay raika vavy mankaleo ahy ny fikiakiakany. Horakoraka ny an’ny Sabalenka fa Gauff no…” 08/06/2025 à 16:09
Vazaha Be dans Développement économique ou développement humain ?: “Marrant la temporalité Une des raisons du stress qui m’a valu un passage à Espace Médical évoqué dans “Petite pensée…” 08/06/2025 à 15:41
Balbo dans Roland Garros : jolies finales: “Anaty jiro tapaka mihintsy @ ireo finale rehetra, na @ Tennis Sinner sy Alcarar na ny Foot Espagne vs Portugal” 08/06/2025 à 10:37
Ny mpampanao fasana namadika sifra, ny mpanao fasana namadika sifra, ny fasana navadika sifra… ny taolambalo mbola havadika sifra. Halala, havadika sifra i Madagasikara iray manontolo atsy ho atsy.
Ka ny tsy nianatra izao vao mianatra manisa dia mila fanazara-tena goavana
tsy hoe Havadika sifra fa efa Mivadika sifra izao
Izay ilay hoe mifampitsinjo 2.0
Tena tsy misy very mihintsy. Firaisampo marina.
Ka 777 sa 666 sa Aotra Aotra (fito miandalana) ve izany no malaza? Saika adino 13 fô… afaka atao double.
C’est misérable.
C’est inommable, la pauvreté n’est pas une excuse pour profaner des tombes.
À Madagougou, on ne peut donc même plus reposer en paix à six pieds sous terre ?
Tena babakoto marina !
Bah non, ils volent la ferraille.. mais aussi vos os.
Désossage manara-penitra.