Ce n’est plus de l’acharnement là, c’est de la rage. Le Ministère du Commerce a fait une descente hier au Magro Behoririka dans l’intention de lui faire subir le même sort que l’usine et le siège de Tiko AAA à Andranomanelatra : la fermeture !
Vous pensez que l’on arrivera jusqu’en décembre comme cela ?
Combien de jours, semaines, mois avant que la cocotte minute n’explose ?
Ou bien c’est le but ? La faire exploser pour repousser l’élection pour « cas de force majeur » ?
C’est le chaos qu’ils cherchent, en ce moment certains disent qu’il y aura une guerre civile. Grave.
aleo ho tonga @zay fa raha ts’izany tsy hiova mihintsy reo milaza azy ho mpitondra reo
izaho koa dia miombokevitra aminao, sady amin’izay dia izay voa mangina e!
Il y a des gens qui deviennent très revanchards quand ils ont été demis de leurs fonctions antérieures (cas de Tazafy Armand et François Gilbert).
Ce jour, les groupes de patronats a fait un grand encart pour dénoncer l’irresponsabilité de l’Etat face au kidnapping en terme de sécurité et de justice (c’est une vraie gifle en fait). La réalité c’est que la sécurité et la justice ont comme priorité la seule personne de R8. Que du travail.
il pour eux c’est leur grand travail au lieu de satisfaire ces besoins que vous avez cité
Je suis d’accord pour une révolution. Non pas socialiste, non pas une révolution orange, mais une vraie Révolution! Raha tsy misy ady mipoaka mafy be eto tsy ho tafavoaka izany elah ry malagasy! 😀
ekeko
et qui va nous garantir qu’il n’y aura pas des profiteurs qui va exciter tous ces genres de tolona ! je pense que PERSONNE
Personne pour le moment, car une Révolution ça se prépare pendant des années mais non pas en connaissant le calendrier éléctorale de 2018.
Rwanda 2.0
ie 🙂
Faut rien avoir dans le cailloux pour souhaiter un génocide. pfff
na izany na ts’izany, tsy ahavita an’izany mihintsy ny gasy, sarotahotra fa bla bla bla no feno
hoy ianao! izahay mipetraka aty @sisiny no victime voalohany rehefa misy korontana ohatran’ireny.Ary ny mahagaga dia ny ambaniandro, borozano, hova ihany no voaroka hody fa tsy nahita mihitsy aho oe nasaina nody daholo izay teny 67h, Amhohipo,…
mazava anie ny antony e: na mora vidiana aza ny olona aty, mbola misaina ihany
nandefa feo ny mpomba an’i deba tahaka andry Herivelona ramanantsoa sy ry ranorbert hoe roahina koa ny eny amin’ny 67 tamin’iny taona 2002 fa saingy tys nisy nandroaka na dia iray aza no tsy nisy nandeha na dia iray aza, niray hina tahaka ny mponina rehetra teto ny teny amin’ny 67
et nous entre-temps on nous a forcé de partir avec le strict minimum et de ne plus revenir. Haza lambo mihitsy nahazo anay tany Toliara. La solution c’était d’aller se réfugier dans les gendarmeries ou camps militaires; mais de retour chez vous vous retrouverez votre maison pillée!
Mampalahelo, ilay olona tsy niaina an’izany ihany ireo maniry Rwanda 2.0 ireo. Raha olona nandalo izany sedra izany tsy mba haniry akory ny hisian’ny adim-poko eto amintsika.
afaka tononina eto daholo ny nanosika an’izany, ary niantomboka tamin’ny volana okt taona 1972 io tany Mahajanga, Toamasina ary Antsiranana, asa, tsaroanao koa ingahy monja jaona nanafatra antandroy marobe hitoraka grenady amin’ny pilotra ny teto tamin’ny 10 aogositra toana 1991, fa iza moa no nitsabo an’i monja rehefa naratra izy?
R8 tsy mpanao na mpamporisika adim-poko. Porofo : tsy matahotra akory izy mandeha any amin’ny toerana heverina ho tsy tia azy, ary hita fa mandray azy ny mponina any. Ka aleo ajanona ny fandrangitana satria tsy ny Malagasy no iadivana, fa hvm olom-bitsy fotsiny.
lazaiko tantara iray niseho tamin’ny taona 2002 iny ianao: misy terak’imerina efa nipetraka elabe taty Faradofay, mifandray amin’ny olona rehetra aty, ny dadabeny aza milevina ao Antanimora, dia tonga iny raharaha taona 2002 iny dia nanraka ny fanejehanany terak’imerina, dia hoy ilay zalahy io: raha mba izahay miankavy no tafihinareo ao dia lazaiko ampahibemaso eto fa dia miaralevona aminay koa ity misy antsika ity fa tsy ianareo irery no manana fiadiana, sady nampisehoany ny grenady efatra tany aminy! fa tsy nisy nikitika mihitys izy na ny iray fiaviana aminy
ka amin’izao dia mitovy fiavian ai mampiesona sy ra8 dia ahoana izany?
Hoy ianao? Ts niaina ny 91 sy ny 2002 angamba ianao ka zay no lazaina. Ny 2002 no tena pire satria tena eran nosy ary niafara hatr@ tsy nampiodina ny resaka administration fa de nikatso daholo ny zava-drehetra
Tsy nettoyage ethnique kosa ngamba fa nettoyage mpanao politique.
raha izay koa no hampandroso antsika, maninona moa? mety mba mahita fly over mampitohy ny cité Itaosy sy ny akoor amin’izay!
Best dream, hihihi
izaho kosa aloha tsy maniry ho Rwanda eto Mada satria raha ady politika dia aleo zareo samy lehibe no manao 1 sy 1. Fa raha io no oe guerre civile sous-entendu hoe mésenttente politique dia holasa adin’ny ampovoantany sy ny sisiny io.
raha miray hina ny vahoaka malagasy rehetra tsy ho izany mihintsy ka, mais araka ny nosoratako etsy ambony, tsy ho tody @zany mihintsy isika satria malemy loatra
tsia ,tsy malemy loatra izany isika fa misaina dia aleo mandefitra! efa nisy anie izany tamin’ny taona 2002 e!angamba fantatrao ny nanaovan’ny milisin’i soaline ny ankizivavy 7 hatramin’ny 18 taona notazaina tamin’ny toerana iray fa dia nanaovandry zareo arema fanolanana faobe, ny ady nataon’i Behajaina petera mba hanafahana an’i Sambava, nya dy tao Ambilimagodro izay nampilefa ny mpikarama an’ady vahiny tonga tao! azo anontaniana an’izany ny ben’ny tanan’i Ambilobe tamin’izany fa izy no mpikarakara an’ireo mpikarama an’ady vahiny ireo
nisy koa ny fikomiana nataon’ny tany atsimo tamin’n y taona 1971
ka nitondra inona tamintsika lay « fandeferana » hatr’eto? ary amiko matoa tsy mihetsika dia manaiky 🙂
Fa faharerahana fotsiny koa ilay grève raha hifarana @ fahatongavan mpanongampanjakana handrava ny hefa noho ny fanakaraman’ny mpanao antsonjay ary fisian’ny mpitondra manao ampihimamba miaraka @ vahiny vitsivitsy ny harenampirenena. Zany hoe na hisy tolona na tsy hisy r’efa ts vonona hitondra fiovana sy hiasa @ fangaraharana ny mpitondra eo dia ho mahantra ara-toetsaina, ara-toekarena foana i Madagasikara na hitolona mandrakariva aza ny zanaka amam-para. Mila olona vonona hampandroso ny firenena izan isika, ary mitohy fa tsy hoe zay ho avy manaraka dia mpandany volam-panjakana @ filany sy ny ankohonany manokana
Ilay boky vao nivoaka farany teo aloha dia milaza mavaza fa : »le pays est l’un des moins violents au monde, mais le peuple a une peur profonde de la violence ». Ny marina kosa aloha dia vahoaka kely sandry isika, fa mody saronana amin’ny hoe MANDEFITRA. Na izany aza, aleo milamina foana, ialao izany fanahy tia gidragidra izany.
dia milamina eo zany koa, vao maika ataon’ireo mpitondra reo maty faisana eo foana
Ka ny filozofia ange dia aleo maty rahampitso toy izay maty androany. Raha ho faty aho, matesa rahavana. Ny mahery fo dia olona miakatra tension. Miakatra ny tosidrà.
ilay izy kosa aloha tsy ho entina @ fo ôtran’izany fa dinihina tsara e! mila stratégie fa tsy entin’ny fo nefa tsy ho lasa lavitra avy eo Hoy Ra8 t@ Dj, refeso ny hery, kinajo tena nivadika ny rasa fa hay i zandrikely efa nisy mpanohana bdb ara-bola izay nahavidy ny miaramila. Ka raha mbola voavidim-bola koa ny tafika dia mbola lavitry ny afo ny kitay
Tsy nisy olona akaiky anao maty tokoa angamba t@ 2002 ireny ka miteny toy izany ianao. Tsy fanao mantsy ny manozona 🙂
ady hevitra kosa no atao eto fa tsy hoe hifanozona na hanome tsiny. Fifanazavana satria samy manana izay heveriny fa mety aminy, nefa dia @ fifampiresahina toa izao no mety hiposahan’ny hevitra mety, fa ny hevitry ny maro hono no mahataka-davitra, nefa koa ny honohono mety handrava na dia ny firenena matanjaka sy hampahabankiropitra ny orin’asa matanjaka iray. Ka dia ilaina foana ny miresaka ahafahahana mahazo hevitra sy mandinika tsara
Izaho aloha dia mitovy hevitra @/ramatoa sy rafangy e.
Matoa nandroso i rwanda na dia nisy azy ny ady tany dia niteraka fanovana io.
Tsy hoe maniry ny hisian’izany, fa raha tsy maintsy lalana dia lalovana, toy izay hiaina anaty maloto eto foana.
Raha izao tsy fandriampahalemana izao anie be ny « chance » hoe fanafihandahalo no ahafaty anao e! Na hoe voadonan’ny cortège présidentiel.
Mila formatage lalina ity firenena ity fa efa infecté be loatra.
ekena
hita mihitsy ianao hoe tsy niaina tany amin’ny sisiny dia mahay miresaka tsara eto.
raha adin’ny ampovoatany sy ny hoe sisiny lazainao dia tsy hisy mandrakizay eto izany, ny antony dia tsotra fotsiny: tsy mety hiaraka ny samy any amin’ny sisiny! ianao aty amin’ny faritra anosy dia mahalala tsara fa misy foko samy avy aty ihany tsy miray amin’ny hafa, dia tahaka iznay koa ao amin’ny faritra atsimo atsinanana,diana, sava, sns, sns
fa hoe adin’ny mpanohana andranona sy ranona dia ie, izay tsy iandiankevitra!
tamin’ny taona 1987, dia niady nifamono ny foko zafisoro sy antefasy ary nahatsiravina ny nandeha mila kely ny arabe fa mahita ilatongotra ianao dia avy eo ilampe dia avy eo ilatanana dia ohatr’izay hatrany, misy sakana dia arahabain’ireo mpanakadalna ianao dia araky ny fiteninao no hampidinanany anao, fa hainy tsra nyhoe mpihavyy teraka tany amindry zareo sy nyhoe zafiso na antefasy na foko hafa, rehefa voalimna iny, dia nisy mpitondra (csr sy ministra) indrya niteny hoe aleo hapoaka indrya ny opk, voalamina indrya iny-ary nahavariana fa vao mainka aza nihananana nihoatra talohan’ny fandrobana azy ireo karana, dia nandeha indrya ny feo hoe anjaran’ny ABC, ambaniandro, betsileo, chinois indrya izao, saingy voasakan’i deba izany
Mbola tsy ela akory no nisy an’io taty Fort-Dauphin an! Tamin’ilay problème be entre Rio Tinto QMM sy ny vahoaka, indrindra @le resaka recrutement! http://www.dailymotion.com/video/xy8td4
efa nisy an’io resaka io koa tamin’ny fanaganana an’Andekaleka, namporisihan’i Lahady samuel saingy tsy naniky mihitys i deba dia nilefitra ingahy ingahy filohan’ny faritany
… et dire que la source du problème était main d’oeuvre locale non-qualifiée.
plutot les politichiens incapables de quoi que ce soit qui poussent les gens par derrière
ka zay mihintsy ny olana eto amintsika, misy tranga tena marina nefa tsy azo anoharana ohatra hoe an’io hoe mains d’oeuvre local non qualifié io ohatra @ resaka RIO TINTO, Ambatovy Project. Marina angeha hoe ilay avy aty afovoan-tany mety hoe comptétants ary ilay locaux tsy manana ilay farim-pahaizana ilaina @ le asa, fa ny ady tsy hisy r’efa tsy vohizina ilay izy fa misy ao mpanararaotra , mampiditra an’ilay izy ho resaka adim-poko nefa compétence no resaka ary dia farany araraotin’ny mpanao pôlitika koa izay fahahosan’ny sain’ny mora tohina izay de raikitra ny adim-poko. Nefa r’efa hikatona moa ireo orin’asa ireo de iza no voa mafy? tsy isika ihany ve? tsy ny any an-toerana ihany ve? ny vola mivezivezy eny an-tsena ve tsy avy @ reo mpiasa marobe miasa any @ faritra misy ilay orin’asa na avy aiza ny fiaviny na avy aiza
Ka izay no olana. Maniraka olona izy hamely anao, dia ho lazaina fa ny vahoaka tao an-toerana no leo ka nanafika ny mponina avy atsy na avy aroa. Fantatra ange fa tsy ny mponina no nandoro ny avion tany Farafangana tamin’ny 2009 fa olona voakarama. Ary fantatra ilay nanarama. Misy farany e raha jiaby. Samy manana izay inoany fa aza mora kivy.
tsy misy kivy izany eo e!matokia ianao! ho an’izay efa niaina ny repoblika faharoa dia tsy ho kivy mihitsy, ampahafirin’izay deba, dgid sns i mampiesona e?
Ouuh! aza dia manao an’izany fa ity lazainao farany ity ange ka tena loza é! Mila paika avo lenta sy tena mahery hafa mihitsy fa sady ataon’ny sasany saribakoly io no rien à perdre.
Za koa aloha d’accord aminao e. Ny antony koa, le adimpoko ange tena henjana e. Tena tsaroako nisy conducteur des travaux an’ny fiasana niasako izay tena nataon’ny olona haza lambo tany Diego nefa de ts mpanao pôlitika fa hoe mitovy portrait @ olona adversaire an’i kotity t@ zan
ny an’i kotity indray dia efa alahelokanina mihitsy sady tsy ampy saina fa amporisihan’ny olona dia manao! lazaiko anao fa taorinan’ny nifandranany tamin’ny zanadambo tao nosibe ka nampilefa azy namonjy nytanibe dia nitady fiara handosirana izy dia nakao amin’ny asa vaventy ambilobe araky ny torohevitry ny olona-io lehiben’ny sampana sa vaventy io irery sisa no terak’imerina nijanona ary tsymikoso maso na amin’iza io na amin’iza -dia nangataka ampanajana fiara i kotity dia nomen’ilay zalahy koa, nefa ny rehetra tao ambilobe dia efa nanahy fa ho vonoin’ i kotity koa io zalahy io fa tsy izany no niseho! dia nahoraka be eran’ny tanan indrya fa miaraka amin’i deba io zalahy io, tonga indray ny zanadambo dia nitangorona indrya ny olona fa hoe hosamborina, kanjo mifandombera amin’ny manamboninahitra zanadambo ilay zalahy satria iray tanana aminy! ary efa mifankafantatra elabe
ils pensent que la garde presidentielle est là pour les securiser tous et que les 58 generaux pourront faire face! mais l’histoire est tetue et se repete toujours, un amiral aussi a pensé a cela en nommant des dizaines de generaux, un de ces generaux, commandant de la circonscription de la zp de fianr a dit lors d’un rassemblemnt hebdomadaire que la zp est avec deba et que la zp va pourchasser tous les partisans de Ra8! puis il a dit devant ses troupes: ceux qui sont pour ra8 se mettent à gauche; un petit moment de flottement puis un petit lieutenant de la section des recherches criminelles s’est mis à gauche suivi par ses hommes puis par l’ensemble de la troupe, alors le general, en voyant le peu d’hommes qui lui reste s’est ravisé en disant, chacun a ses propres orientations politiques, mais nous zp nous sommes unis! la suite nous la connaissons
Mais le soucis c’est que il y aura des profiteurs après. A mon avos on l’excite mais ils ont déjà prépare tous les coups à monter. Il faut faire attention et prépare aussi des contre attaques ou des plans comme issues de secours
A mon avis, Ravalo est bien plus malin que çà. Le Régime HVM est en train de se foutre la honte dans tout le pays avec ces acharnements ect… Ca pétera lors des prochaines élections. Faut voir les choses en face, Hery et son HVM n’ont aucune popularité.
C’est ce qu’on se disait aussi en 2009.
On croyait que le lapin allait tomber tout seul et que le laitier avait une stratégie
Justement cela l’a fait grandir, cela me rappel en 2009 ou Ravola avait fermé la Télé de Andry TGV…
Ka ny fijeriko azy mety le régime indray eto no te hi-provoquer korontana
izay mihitys no tanjona, araky ny voalazan’i Elman dia afaka mikabary ingahy Eric hoe noho ny korotana misy eto amin’ny firenena dia hahemotra amin’ny foataoan tsy mbola voafetra ny fifidianana saika natao tamin’ity taona ity
Na elman any anaty embouteillage (mbola tsy nahita lalana feno ranobe toy izay teo Ambatoroka izay aho), na izy tsy te hiditra lalina amin’ity resaka ity. Aoka isika rehetra hilamina, satria milamina aza isika mbola mahantra. Ny fifidianana tsy maintsy hisy, dia any isika mamely mafy.
Samy manana ny hevina ka.
It’s better to burn out than to fade away.
Misy oona tsy tia miharitra ny minimum miandry karama isam-bolana ohatra.
Sady tsy misy fampandrosoana azoazo mora foana eo e. Misy vidiny izany.
Na ny states aza nanana ny cessession nord vs sud… Etc. Japon misy tsunami vao maika miarina.
Isika mihafy itsahana eto foana.
hafa koa izany raisonnement izany, hihihi
dia tsy hita ve i elman hoy ianao fa isika no te hiditra lalina @ le resaka eto ? samy malagasy isika dia mba mifanakalo hevitra ny @ ity firenena malalantsika ity e
Tsy ny gasy rehetra angamba no miteny zany hoe « firenena malalantsika » zany an
mais la donne n’est plus la meme qu’en 2009: à cette époque, les gens avient beaucoup plus à gagner qu’à perdre car l’argent était distribué par poignées, maintenant, les gens n’ont plus rien à perdre alors, pour survivre, ils sont prets à mourir!
ils n’ont pas besoin de popularité. ils ont juste besoin de l’armée. Pour quelle raison on vient juste de nommer une cinquantaine de généraux?
le ministre du commerce c’est le tazafy, celui qui n’ a jamais pu etre directeur du temps de ra8 à cause de ses magouilles, puis il s ‘est acoquiné avec les foza qui l’ont nommé directeur generel des impots, et le sieur tazafy a trouvé que les impots de tiko group s’elevent à des milliards et des milliards d’ariary sans qu’il ait parvenu à les justifier jusqu’à present,et pour s’accrocher à son siège, , il a pourvoyé à la caisse de la campagne du mihevotra, il a aussi financé le deplacement par avion de mampiesona devenu prm à Manakara, c’est pourquoi mampiesona ne peut pas se separer de lui malgré l’insistance des bailleurs traditionnels
Tsy aleo v ny lavaka eraky ny arabe no hakatona e ?
Za mbô gaga, maninona ary raha miasa @ zavatra util fa ts @ resaka mandany jiro ôtran zao.
Ny gasy tena mahay. Ao anaty oram-be izy no mametraka goudron eran’ny tanàna. Ny vola misy ary tsy maintsy laniana.
ka izay no fanararaotana fa efa akaiky ny fifidianana dia r’efa vita io dia misy ny inauguration avant propangady ka inona indray moa. Isika tsinona midradradradra hoe tsy misy asa vita, fauten’ny fanjakana foibe ny tsy fahavitan’ny lalana eto andrenivohitra dia mba hesehony kosa fa miasa izy na dia efa ho ato ato aza ny fifidianana e, ary tsy matahotra ny hiasa izy mba hitohizan’ny asa indray @ manda manaraka
Izay mihintsy, ny dahalo, ny mpisam no enjehana fa ny olona tsy maninomanino ary. Ny fahatrana, ny aretina, ny fahandriampahalemana…no iadivana raha tena mazana.
I Arfa koa azo samborina ohatra ! Sady isika manana jeneraly bobaka be ! Efa saika vitantsika aza ny hanambotra olona tany afrika atsimo taona vitsy lasa izay ! Tadidinay ka
marina izany
Dahalo sy Arfa izany tsy priorité. R8 ihany izao no asiana mafy. Dia hateza eo amin’ny fitondrana Ingahirainy, eo ambany fitahian’i Md Eric.
ka tsy misy azo atao @ Arfa intsony anie e! ny France tsy manao extradition. ny emmoreg tsy azo alefa any 🙂
Leur objectif est surement de faire exploser la cocote minute pour justement prolonger le mandat. L’histoire démontre qu’une transition est beaucoup plus rentable qu’un mandat classique.
Rentable!
Hihihi, avec les magouilles partout et les ventes libre de toutes nos richesses
Cher Francis, on attend une brève avec impatience.
Francis qui ?
le gars qui a accès aux infos des salons, pardi.
hmmm
non! ce n’est pas le turbo 🙂
hihihi, oui, je savais mais je ne connaissais les autres,
D’ou L’émergence 2030 disait il.
2030? alors même s’il obtient un autre mandat, on sera toujours dans la mouise!
Ka izay ny resany koa. Miaritra trèfle eto foana, raha mba trèfle à quatre feuilles mety tsy naninona.
trefle surcontre , avy dia vita ny lalao
Faites attention M Ra8, il cherche un cas ou des cas de force majeur
Ny tena fototry ny crise 2009 dia (1) fankahalana olona iray noho ny fihaviany satria ny tondro rehetra na ara-tsosialy na ara-toekarena dia tsy manamarina velively ny antony nanonganam-panjakana. (2) Fankahalana olona iray noho ny fahombiazany satria misy mihevitra fa tsy ho tonga mandrakizay eo amin’ny fitondrana ny foko misy azy (ry zareo milaza azy ho mpanabe nefa mamohehitra hatrany amin’ny amparahatony). Ny profilen-dRavalomanana dia atypique, tsy zanaka notable, tsy zanaky ny mpiasan’ny administration coloniale, tsy zanaka mpanefoefo, fa olona tsotra nihoitra tamin’ny fiainana ary tia tanindrazana. Azo tsimponina marobe amin’ny tantaran’ny 2009 ny seho manamarina ireo voalaza ireo hatramin’ny bitika indrindra ary fantatry ny rehetra.
Elman, pourquoi ne pas mettre en place sur votre site un sondage qui intitulerait « Pour qui voterez vous en 2018* » ? Je suis impatient de voir le résultat.
on ne connait pas encore tous les candidats.
Seulement avec les 3 ou 4 principaux candidats
Déjà été fait…
Et devinez qui gagne? D’où cet acharnement barbare 🙂
Heureusement que la presse française et internationale en général se fout de ce qui se passe à Madagascar jusqu’à la veille des élections sinon le monde se dirait : il y a une république démocratique à Madagascar ou bien une dictature ?
Mais comme les journalistes ne voient pas plus loin que leur nombril : faut pas s’étonner que Facebook et Tweeter les surpassent ! Et j’en passe et des meilleurs.
Dans tous les cas : si Ra8 ne bouge pas et fait son petit bonhomme de chemin, cela lui fait une bonne propagande.
La diabolisation d’un parti ou d’un homme-candidat à la Présidentielle : c’est que lui donner d’avantage de pouvoir de séduction des foules ( voir Trump par ex.pour ne citer que lui ).
Bonsoir,
Cette histoire date depuis assez longtemps. Ravalo est arrivé à Madagascar sans que personne chez HVM n’en ait eu la moindre idée. Le jour où il atteignit Faravohitra fut une grande surprise pour Hery et il n’avait d’autre choix que de l’envoyer en résidence surveillée comme nous le savons tous. Hery a été bombardé de SMS de tous ses conseillers ce jour-là. Tout le monde était expert dans la gestion de la situation. 🙂
Aussi étrange que cela puisse paraître, les HVM-istes ont trouvé préférable d’initier des problèmes avec Ravalo seulement pendant l’année électorale. Le résultat est plutôt négatif par rapport à ce qu’ils attendaient puisque sa réputation «oubliée» est relancée accidentellement par HVM.
En fait, la vérité est que la communauté Karana n’est pas positive que Ravalo re-entre en politique. Il y a beaucoup d’entreprises qui seront touchées pour n’en nommer que quelques-unes comme le monopole de Telma avec le backbone fibre et la mafia du secteur énergie.
merci Francis pour la pertinence et la qualité de vos posts… faites attention à vous !
vous n’avez pas encore lire les analyses de Francis dans le site de Midi Madagascar ? mais je ne sais pas si l’état va lui foutre le bordel à cause de son courage de dire la vérité
J’ose espérer que Ra8 ne mènera pas de vendetta personnelle sur les entreprises de Karana s’il est élu. ça serait l’éternel recommencement. Qu’il casse certains monopoles à la limite ça serait même très bien pour les consommateurs. Mais s’en prendre aux entreprises des karana juste pour régler des comptes, exactement comme Hery fait contre lui, serait une très mauvaise idée pour le pays.
et les entreprises karana et sinoa qui ne sont pas en regle? quand elles recevront un redressement, ce sera un vendetta ou non? a ma onnaissance, aucune entreprise et societe sise a tsaralalana et behoririka ne vous donne pas de factures , alors que pour les grossistes d anosibe, des redressements de plusieurs millions d ariary ont ete dresses
mampiesona croit que s il fait fermer les entreprises de ra8, celui ci n aura plus de quoi manger
je suis d’accord mais pour les qui achètent les terrain à 1Ar le m2 , leurs abus de pouvoir avec les vrais propriétaires avec les complices des autorités (maires ….)pour que les terraient soient en bon et du forme à leur nom, puis le remblayage partout -> je dis qu’il faudra le régler quand même