Ça fait toujours plaisir d’avoir pris en temps et en heure son angady et son service 3 pièces, et d’être auto-suffisant en riz.
Même à 8000 kms 🙂
Hafa ihany les gens prévoyants, pour qui gouverner c’est d’abord prévoir, et qui savent tenir leur budget.
Les crevards eux sont taitaitra et ne naviguent qu’à vue.
vous etes injuste! vous comparez les gens instruits et éduqués avec des gens qui ne connaissent que la fete de jour comme de nuit
je ne me prétend ni instruit ni bien éduqué : juste pragmatique et avec le maximum de bon sens.
Mais vous (leur) en demandez trop là !
Franchement, encore chercher ce que signifient pragmatique et bon sens…
inona l’ty zany ?
Inona ndray l’ty izany resaka matématique vaovao tenen’i lery izany… anaty diktionera vaovao ndray angamba izany fa mba jereo kely hoe. Na ilay resaka malnutrition sy ilay DAM iereny aza tsy mbola azoko atramizao fa mba zahavo kely dia azavao e.
nefany raha mba nanao jeune homme au pair t@ fahatanorany mety mba nahafantatra zavatra be be kokoa
hahahan zany mihints
nefa hono mpiasa trano no anaran’izany @ definition vaovao navoiakan’ny manampahaizana malagasy ankehitrio no sady mpiasan’ny fanjakana,
*ozaaaa
ramatoa! tongasoa eto indray!eto anie ramatoa, bacc +24 daholo ny mpitondra e
eto ihany za mamaky ka,
Misaotra Rafangy, soa fa tratra
Tena henjana le avoakan’ilay olona. Tena hoe mampanotany tena hoe tena nianatra ve sa nianatra fa manabado ny olona satria tena te hanao kolikoly satria mety mihevitra hoe inona indray zao no bizna ambonimbony lenta hahazoana vola hainga sy betsaka?
Na tsy te ho ratsy saina ary ny olona dia lasa ho azy noho ny zava-mitranga tsy mety ahitana fanarenana
tsy voatery hoe nanao au pair fa raha nahavita namaky boky fotsiny tamin’ny fahatanorany dia ho nahafantatra an’izany fa saingy lany tamin’ny rendrarendra izay lasa werawera aty aoriana
Euh, être au pair signifie également”aides aux devoirs”.
Déja, il n’arrive pas à faire une simple addition … Na-na-nèreuh
je ne dit pas que c’est spécialement vous, mais disons les gens normaux, pas les dirigeants speciaux d’un pays spécial!
pragmatique et bon sens: de mots que ces gens spéciaux ne comprennent pas et ne pourront jamais comprendre
Peut-être bien qu’un jour, Ils comprendront ?