« Resa-Babakoto »

Loading

Dépêche Madagascar > Madagascar

Gné ? Non rien, j’écoutais ce week-end les chansons de Rossy, l’un de mes artistes gasy préférés, et je n’avais jamais vraiment fait gaffe aux paroles de cette chanson.. écrite il y a quoi ? 20-25 ans ? [28 après vérification] Et pourtant tout y est déjà, jugez-en vous même

1-) Ny gidro sy ny ala Tsara karakara Andaniana drala Amina miliara Bozaka aman’ahitra Biby tsy am-pahitra Ireo no mifangaro Samy misy mpiaro Rakoto ‘ty mijaly Tsisy mpitotaly Ny zanany tomany Tsisy mpanontany Rakoto dia Rakoto efa resy Tsy mba misy SOS Ref.1: Resaka foana Ny amin’ny Ho an’ny olona noana Resaka tsy hay Ny amin’ny gidro sy ankoay Ho an’ny fisa-tsinay 2-) Ny tantsaha ilazana Hijanona an-tanana Tsy hiakatra ny ville Tsy hay efa hihinam-bilona Ianareo miventy An-dRadio sy an-Gazety Milaza fa tsy mety Ny mandoro tanety Ny Dahalo avela hanjaka Avela hiorim-paka Na omby na kisoa Ndaosiny avokoa Tsy hoe loham-boto Ny aina saro-bidy Voky aloha Rakoto Vao miadana ny Biby Ref.2: Resak’adala Izay tanety sy ala Ho an’ny tsy misy drala Resaky ny marary Izay voron-dolo sy kary Ho an’ny tsy mihinam-bary 3-) Ny Babakoto niala Ka nandao ny ala Nitondra fanazavana Ho an’ny mpitondra fanjakana Raha noana ho’izy Rakoto Mihinam-Babakoto Mafy ady tsisy drala Mitevy koa ny ala Rakoto noana? Loza! Manao Makia kitoza Tsy lafony ny vokatra? Endasiny ny sokatra! Ka ny doro tanety No heveriny fa mety Hiantso ny fanjakana Hijery azy any an-tanana! Ref.3: Resa-boloky Izay tsianjery amin’ny boky Raha ny kibo tsy voky Resak’angidina Ny resa-Babakoto Raha tsy voky Rakoto https://tononkira.serasera.org/hira/rossy/resa-babakoto

Actutana sur Whatsapp

Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂

S’abonner
Notification pour
guest
4 Commentaires
Le plus ancien
Le plus récent Le plus populaire
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
Za ihany
Za ihany
3 années il y a

Rien à voir avec les babakoto sauf leur habitat: j’ai lu quelque part durant le long week end que des villageois du côté du Tsiribihina justifient l’incendie de forêt en face de leur village (toute une colline boisée quand même) pour ne pas donner aux dahalo une planque toute faite pour préparer l’attaque et se trouver un repli. Le cercle est vraiment vicieux.

Miserana
Miserana
3 années il y a

Efa lasa dépité an’i Rakoto izao Rossy Dia miandry Rakoto izao (ny gidro koa). Lera!

Fil info

Vos réflexions

Veuillez autoriser les annonces sur notre site

Il semblerait que vous utilisiez un bloqueur de publicité. La publicité permet de financer notre site.